Daniel 8:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny hiafaran’ny fanjakany, rehefa tanteraky ny mpanota ny asany dia hisy mpanjaka hitsangana, izay masiaka tarehy sy mahafantatra zavatra saro-pantarina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’ny fiafaran’ireo fanjakana ireo, rehefa hihoa-pampana ny otan’ireo mpanota, dia hitsangana ny mpanjaka iray mpirehareha sady fangoloka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hiafaran'ny fanjakany, rehefa tanteraky ny mpanota ny asany, dia hisy mpanjaka hitsangana, izay masia-tarehy sy mahafantatra zavatra saro-pantarina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny hiafaran’ny fanjakany, rehefa tanteraky ny mpanota ny asany dia hisy mpanjaka hitsangana, izay masiaka tarehy sy mahafantatra zavatra saro-pantarina.
malagasy