Daniel 8:24 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho be ny heriny, nefa tsy amin’ny herin’ny tenany; mahagaga ny fanimbana hataony; hahomby amin’izay hataony izy ary handringana ny mahery sy ny olo-masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitombo hery hatrany izy, kanefa tsy avy amin’ny herin-tenany. Hanao fanimban-javatra mampitolagaga izy ary hahomby amin’ny hataony; haringany ireo mahery sy ireo olona voatokana ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary ho be ny heriny, nefa tsy amin'ny herin'ny tenany; ary mahagaga ny fanimbana hataony; ary hambinina izy ka hahefa ary hanimba ny mahery sy ny olo-masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho be ny heriny, nefa tsy amin’ny herin’ny tenany; mahagaga ny fanimbana hataony; hahomby amin’izay hataony izy ary handringana ny mahery sy ny olo-masina.
malagasy
Ary ho be ny heriny, nefa tsy amin'ny herin'ny tenany; ary mahagaga ny fanimbana hataony; ary hambinina izy ka hahefa ary hanimba ny mahery sy ny olo-masina.