Daniel 8:25 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hafetseny koa no hahatanteraka ny fitaka eny an-tanany; ary hiavonavona am-po izy ka handringana ny maro tsy manampo na inona na inona; ary hitsangana hanohitra ny Mpanjakan’ny mpanjaka izy; kanjo kosa ho torotoro, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny hafetseny dia hamitaka ny hafa izy, ary noho ny avonavon’ny fony dia handringana olona maro mihevi-tena handry feizay; hitsangana hanohitra ny Tompon’ny Tompo, nefa kosa ho torotoro tsy kasihin-tanana akory.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fahafetseny koa no hahatanteraka ny fitaka eny an-tanany; ary izy hiavonavona am-po ka handringana ny maro amin'izay tsy ampoiziny; ary hitsangana hanohitra ny Andrianan'ny andriana izy, kanjo ho torotoro kosa, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hafetseny koa no hahatanteraka ny fitaka eny an-tanany; ary hiavonavona am-po izy ka handringana ny maro tsy manampo na inona na inona; ary hitsangana hanohitra ny Mpanjakan’ny mpanjaka izy; kanjo kosa ho torotoro, nefa tsy hisy tanana hamely azy tsinona.
malagasy