Daniel 8:26 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary marina ny amin’ireo hariva sy maraina voalaza ireo, nefa tano ho tsiambaratelo ny fahitana fa mbola ho andro maro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny fivoasana momba ny hitanao ny amin’ny maraina sy hariva dia marina tokoa; saingy ahorony hiafina aloha izany fahitana izany, satria mbola ho amin’ny andro ela izany.
Malagasy Bible 1865
Ary dia marina ny amin'ireo andro voalaza ireo, nefa ahorony ny fahitana, fa mbola ho andro maro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary marina ny amin’ireo hariva sy maraina voalaza ireo, nefa tano ho tsiambaratelo ny fahitana fa mbola ho andro maro izany.
malagasy
Ary dia marina ny amin'ireo andro voalaza ireo, nefa ahorony ny fahitana, fa mbola ho andro maro izany.Ary izaho Daniela dia torana ka nandraiky narary andro vitsivitsy; ary nony afaka izany dia nitsangana aho ka nanao ny raharahan'ny mpanjaka; ary ka aho ny amin'ny fahitana, nefa tsy nisy nahafantatra izany.