Daniel 8:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitako ilay ondrilahy nanoto niankandrefana sy nianavaratra ary nianatsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany sady tsy nisy naharombaka izay tonga teny an-tanany, fa nanao izay sitrapony izy ka nihalehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako ilay ondrilahy fa nanoto niankandrefana sy nianavaratra ary nianatsimo, ka tsy nisy biby nahatohitra azy ary tsy nisy naharombaka izay tao an-tanany; fa nanao araka izay sitrapony izy sady nitombo hery hatrany.
Malagasy Bible 1865
Hitako ny ondrilahy manoto miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany, ary tsy nisy naharombaka izay mby teny an-tanany; fa nanao araka izay sitrapony izy ka tonga lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitako ilay ondrilahy nanoto niankandrefana sy nianavaratra ary nianatsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany sady tsy nisy naharombaka izay tonga teny an-tanany, fa nanao izay sitrapony izy ka nihalehibe.
malagasy
Hitako ny ondrilahy manoto miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo; ary tsy nisy biby nahajanona teo anoloany, ary tsy nisy naharombaka izay mby teny an-tanany; fa nanao araka izay sitrapony izy ka tonga lehibe.[Na: niavonavona]