Daniel 8:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nandinika aho dia indro nisy osilahy nivoaka avy tany andrefana ka nitety ny tany rehetra nefa tsy nikasika ny tany; ary ilay osilahy dia nanana tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha mbola nieritreritra ny amin’izany aho, dia indro nisy osilahy iray nipoitra avy any andrefana ka nitety ny tany manontolo, nefa tsy nikasi-tany akory; nanana tandroka tokana goavana izy teo anelanelan’ny masony.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola nandinika aho, dia, indro, nisy osilahy nivoaka avy tany andrefana ka nitety ny tany rehetra, nefa tsy nikasika ny tany; ary ilay osilahy dia nanana tandroka lehibe teo anelanelan'ny masony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nandinika aho dia indro nisy osilahy nivoaka avy tany andrefana ka nitety ny tany rehetra nefa tsy nikasika ny tany; ary ilay osilahy dia nanana tandroka lehibe teo anelanelan’ny masony.
malagasy