Daniel 8:6 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankeo amin’ilay ondrilahy nanana tandroka roa izy, dia ilay efa hitako nitsangana teo amoron’ny ony, ka niala vonkina teo aminy tamin’ny heriny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izy io dia nankeo amin’ilay ondrilahy nanana tandroka roa izay hitako nitsangana teo amoron’ny renirano, ka niantoraka taminy araka ny firongatry ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nankeo amin'ilay ondrilahy nanana tandroka roa, dia ilay efa hitako nitsangana eo amoron'ny ony, ka nanazakazaka azy tamin'ny fahatezeran'ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankeo amin’ilay ondrilahy nanana tandroka roa izy, dia ilay efa hitako nitsangana teo amoron’ny ony, ka niala vonkina teo aminy tamin’ny heriny rehetra.
malagasy