Daniel 8:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hitako nanatona ho eo anilan’ny ondrilahy izy, dia nisafoaka taminy ka namely ny ondrilahy ary nanapaka ny tandrony roa; vokany: Tsy nahajanona teo anoloany intsony ilay ondrilahy, fa nazerany teo amin’ny tany ka nohitsakitsahiny; ary tsy nisy nahavonjy ilay ondrilahy teny an-tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitako izy tafapaka teo akaikin’ilay ondrilahy, dia nisafoaka taminy ary namely azy ka nahamontsana ny tandrony roa; tsy nanan-kery hoenti-manohitra azy intsony ilay ondrilahy ka dia natrosony tamin’ny tany sady nohosihoseny; ary tsy nisy naharombaka ilay ondrilahy teo an-tanany.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako nanatona ho eo anilan'ny ondrilahy izy, dia nisafoaka taminy ka namely ny ondrilahy ary nanapaka ny tandrony roa, ka tsy nahajanona teo anoloany intsony ilay ondrilahy, fa nazerany teo amin'ny tany ka nohitsakitsahiny; ary tsy nisy nahavonjy ilay ondrilahy teny an-tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hitako nanatona ho eo anilan’ny ondrilahy izy, dia nisafoaka taminy ka namely ny ondrilahy ary nanapaka ny tandrony roa; vokany: Tsy nahajanona teo anoloany intsony ilay ondrilahy, fa nazerany teo amin’ny tany ka nohitsakitsahiny; ary tsy nisy nahavonjy ilay ondrilahy teny an-tanany.
malagasy