Daniel 8:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy tandroka kely nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireny ka nihalehibe dia lehibe nianatsimo sy niantsinanana ary nankany amin’ny tany mahafinaritra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ny anankiray tamin’izy efatra ireo dia nipoiran’ny tandroka kely iray, izay nitatra nianatsimo sy niantsinanana ary hatrany any amin’ilay tany tsara indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy tandroka kely nipoitra avy tamin'ny anankiray amin'ireny ka nihalehibe indrindra nianatsimo sy niantsinanana ary nankany amin'ny tany mahafinaritra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy tandroka kely nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireny ka nihalehibe dia lehibe nianatsimo sy niantsinanana ary nankany amin’ny tany mahafinaritra.
malagasy