Daniel 9:1 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy, zanak’i Ahasoerosy, avy amin’ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin’ny fanjakan’ny Kaldeana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariôsa zanakalahin’i Kserksesa, avy amin’ny taranaky ny Medianina, izany hoe tamin’ny taona voalohany nanjakany tamin’ny fanjakana babilônianina,
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosa, zanak'i Ahasoerosy, avy amin'ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin'ny fanjakan'ny Kaldeana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Dariosy, zanak’i Ahasoerosy, avy amin’ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin’ny fanjakan’ny Kaldeana,
malagasy
[Ny vavaka nataon'i Daniela, sy ny teny nolazaina taminy ny amin'ny herinandro fito-polo] Tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Dariosa, zanak'i Ahasoerosy, avy amin'ny taranaky ny Mediana, izay nampanjakaina tamin'ny fanjakan'ny Kaldeana,