Daniel 9:10 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitray, mba handeha araka ny lalàna izay nasainy napetraky ny mpaminany mpanompony teo anoloanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nihaino ny feonao Tompo Andriamanitray izahay mba hanaraka ny lalànao izay naroson’ireo mpaminany mpanomponao taminay.
Malagasy Bible 1865
ka tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitray, mba handeha araka ny lalàny izay nasainy napetraky ny mpaminany mpanompony teo anoloanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka tsy nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitray, mba handeha araka ny lalàna izay nasainy napetraky ny mpaminany mpanompony teo anoloanay.
malagasy