Daniel 9:11 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nandika ny lalànanao ny Israely rehetra ka niala fa tsy nihaino ny feonao, koa dia naidina taminay ny ozona lazain’ny fianianana izay voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra, satria efa nanota taminy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandika ny lalànao i Israely manontolo, ary nihodina tsy hihaino ny feonao; ka dia natosakao taminay ny ozona sy ny fianianana voasoratra tao amin’ny lalànan’i Mosesy mpanomponao, satria nanota taminao izahay.
Malagasy Bible 1865
Eny, ny Isiraely rehetra efa nandika ny lalànao ka niala, fa tsy nihaino ny feonao, ka dia naidina taminay ny ozona sy ny fianianana izay voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, satria efa nanota taminy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nandika ny lalànanao ny Israely rehetra ka niala fa tsy nihaino ny feonao, koa dia naidina taminay ny ozona lazain’ny fianianana izay voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy, mpanompon’Andriamanitra, satria efa nanota taminy izahay.
malagasy