Daniel 9:12 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary notanterahiny ny teniny, izay nolazainy hamelezana anay sy ny mpitondra izay nitondra anay, koa nataony niharan-doza lehibe izahay, fa tetỳ ambanin’ny lanitra rehetra dia tsy mbola nisy zava-nitranga tahaka izay nitranga tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notanterahinao, Andriamanitra ô, ny teny nambaranao hamelezana anay sy ny mpitondra izay nitondra anay, ka nahatonga taminay tao Jerosalema loza lehibe izay tsy mbola nisy tahaka izany taty ambanin’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary notanterahiny ny teniny, izay nolazainy hamelezana anay sy ny mpitsaranay izay nitsara anay, ka nataony niharan-doza lehibe izahay, fa tetỳ ambanin'ny lanitra rehetra dia tsy mbola nisy natao tahaka izay natao tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary notanterahiny ny teniny, izay nolazainy hamelezana anay sy ny mpitondra izay nitondra anay, koa nataony niharan-doza lehibe izahay, fa tetỳ ambanin’ny lanitra rehetra dia tsy mbola nisy zava-nitranga tahaka izay nitranga tany Jerosalema.
malagasy