Daniel 9:13 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy no nahatongavan’izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitray ihany izahay mba hialanay amin’ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka izay voasoratra tao amin’ny lalànan’i Mosesy, ireo loza rehetra ireo dia tonga taminay, kanefa tsy nifona teo anatrehanao Tompo Andriamanitray izahay mba hialanay amin’ny helokay sady tsy niraika akory tamin’ny fahamarinanao.
Malagasy Bible 1865
Araka ny voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy no nahatongavan'izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan'i Jehovah Andriamanitray izahay hialanay amin'ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny voasoratra ao amin’ny lalànan’i Mosesy no nahatongavan’izao loza rehetra izao taminay; nefa tsy nifona teo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitray ihany izahay mba hialanay amin’ny helokay sy hahafantaranay ny fahamarinanao.
malagasy