Daniel 9:14 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no nitahirizan’NY TOMPO ny loza ka nataony mihatra Taminay, fa marina NY TOMPO Andriamanitray amin’ny asany rehetra izay nataony, fa izahay no tsy nihaino ny feony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany, Tompo ô, no nitahirizanao ny loza ka nampiharanao izany taminay; fa marina Ianao Tompo Andriamanitray amin’ny asa rehetra nataonao, saingy izahay no tsy nihaino ny feonao.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no nitehirizan'i Jehovah ny loza, ka nataony mihatra aminay, fa marina Jehovah Andriamanitray amin'ny asany rehetra izay efa nataony; fa izahay no tsy nihaino ny feony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no nitahirizan’NY TOMPO ny loza ka nataony mihatra Taminay, fa marina NY TOMPO Andriamanitray amin’ny asany rehetra izay nataony, fa izahay no tsy nihaino ny feony.
malagasy