Daniel 9:15 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta tamin’ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin’izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao izay ratsy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Ianao efa nitondra ny vahoakanao niala tany Ejipta tamim-pahefàna mahery, sady nanao ny anaranao ho malaza tahaka ny amin’izao anio izao; izahay kosa efa nanota sady nanao heloka.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta tamin'ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin'izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao ratsy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, izay nitondra ny olonao nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta tamin’ny tanana mahery ka nanao anarana ho Anao tahaka ny amin’izao anio izao, efa nanota izahay, efa nanao izay ratsy izahay.
malagasy