Daniel 9:16 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, mifona aminao aho, araka ny fahamarinanao rehetra, aoka re hitony ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao amin’i Jerosalema tanànanao sady tendrombohitrao masina; fa ny helokay sy ny fahotan’ny razanay no nahatonga an’i Jerosalema sy ny olonao ho latsa amin’izay rehetra manodidina anay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, araka ny asa soa rehetra vitanao dia aoka re mba hisinda ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao amin’i Jerosalema tanànanao sady tendrombohitrao masina. Noho ny fahotanay sy ny heloky ny razanay, dia miteny ratsy an’i Jerosalema sy ny vahoakanao ireo firenena manodidina rehetra.
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, mifona aminao aho, araka ny fahamarinanao rehetra, aoka re hionona ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao amin'i Jerosalema tanànanao, tendrombohitrao masina, fa ny helokay sy ny fahotan'ny razanay no nahatonga an'i Jerosalema sy ny olonao ho latsa amin'izay rehetra manodidina anay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, mifona aminao aho, araka ny fahamarinanao rehetra, aoka re hitony ny fahatezeranao sy ny fahaviniranao amin’i Jerosalema tanànanao sady tendrombohitrao masina; fa ny helokay sy ny fahotan’ny razanay no nahatonga an’i Jerosalema sy ny olonao ho latsa amin’izay rehetra manodidina anay.
malagasy