Daniel 9:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, henoy ny vavaka ataon’ny mpanomponao sy ny fifonany, ary ampamirapirato amin’ny fitoeranao masina, izay efa foana, ny tavanao, satria Tompo Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ankehitriny, ry Andriamanitray ô, henoy ny vavaka amam-pifonako; ka jereo amin-katsarampo ny Toeramasinao efa simba, satria Ianao no Tompo.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, henoy ny fivavaky ny mpanomponao sy ny fifonany, ary ampamirapirato ny tavanao amin'ny fitoeranao masina izay efa foana, satria Tompo Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, henoy ny vavaka ataon’ny mpanomponao sy ny fifonany, ary ampamirapirato amin’ny fitoeranao masina, izay efa foana, ny tavanao, satria Tompo Ianao.
malagasy