Daniel 9:18 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, atongilano ny sofinao ka mihainoa; ahirato ny masonao ka jereo ny fahafoananay sy ny tanàna izay nantsoina amin’ny anaranao, fa tsy amin’ny fahamarinanay no andoaranay ny fifonanay eto anatrehanao fa amin’ny halehiben’ny indrafonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitro ô, atongilano ny sofinao ka mihainoa, ary ahirato ny masonao ka jereo ny faharavàn’ity tanànanay, dia ilay tanàna izay niantsoana ny anaranao hitahiana azy; fa tsy noho ny asa soa vitanay no anaovanay fifonana eto anatrehanao fa noho ny halehiben’ny famindramponao.
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, atongilano ny sofinao, ka mihainoa; ahirato ny masonao, ka jereo ny fahafoananay sy ny tanàna izay nantsoina amin'ny anaranao; fa tsy amin'ny fahamarinanay no andoaranay ny fifonanay eto anatrehanao, fa amin'ny halehiben'ny indrafonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, atongilano ny sofinao ka mihainoa; ahirato ny masonao ka jereo ny fahafoananay sy ny tanàna izay nantsoina amin’ny anaranao, fa tsy amin’ny fahamarinanay no andoaranay ny fifonanay eto anatrehanao fa amin’ny halehiben’ny indrafonao.
malagasy