Daniel 9:19 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, henoy izahay! Tompo ô, mamelà ny helokay! Tompo ô, mihainoa ka miasà! Aza ela Ianao, ry Andriamanitro ô, noho ny Aminao, fa ny anaranao no antsoina eto amin’ny tanànanao sy ny olonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mihainoa; Tompo ô, mamelà heloka; Tompo ô, mandrenesa ka miasà; noho ny aminao aza ela Ianao, ry Andriamanitro ô, satria ny tanànanao sy ny vahoakanao dia efa niantsoina ny anaranao hitahianao azy.»
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, mandrenesa, Tompo ô, mamelà heloka; Tompo ô, mihainoa, ka miasà; aza ela Hianao, ry Andriamanitro ô noho ny aminao; fa ny tanànanao sy ny olonao dia nantsoina amin'ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, henoy izahay! Tompo ô, mamelà ny helokay! Tompo ô, mihainoa ka miasà! Aza ela Ianao, ry Andriamanitro ô, noho ny Aminao, fa ny anaranao no antsoina eto amin’ny tanànanao sy ny olonao.
malagasy