Daniel 9:2 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tamin’ny taona voalohany nanjakany, izaho Daniela dia nahalala tamin’ny boky ny isan’ny taona nampahafantarin’ny tenin’NY TOMPO an’i Jeremia mpaminany, fa afaka fitopolo taona no ho tapitra ny faharavan’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izaho Daniela dia nandinika tao amin’ireo boky masina ny hevitr’izay efa nambaran’ny Tompo tamin’i Jeremià mpaminany, dia momba ny fitopolo taona haharetan’ny faharavàn’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny taona voalodany nanjakany, izaho Daniela nahalala tamin'ny boky ny isan'ny taona nampahafantarin'ny tenin'i Jehovah an'i Jeremia mpaminany, izay hahataperan'ny fito-polo taona amin'ny hahafoanan'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tamin’ny taona voalohany nanjakany, izaho Daniela dia nahalala tamin’ny boky ny isan’ny taona nampahafantarin’ny tenin’NY TOMPO an’i Jeremia mpaminany, fa afaka fitopolo taona no ho tapitra ny faharavan’i Jerosalema.
malagasy