Daniel 9:20 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny sy nivavaka ary niaiky ny fahotako mbamin’ny fahotan’ny Israely fireneko aho ka nandoatra ny fifonako teo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitro ho an’ny tendrombohitra masin’Andriamanitro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Dia mbola niteny ihany aho ka nivavaka sady niaiky ny fahotako sy ny fahotan’i Israely fireneko, ka nitaraina teo anatrehan’ny Tompo Andriamanitro aho momba ny tendrombohiny masina.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny sy nivavaka sy niaiky ny fahotako mbamin'ny fahotan'ny Isiraely fireneko aho ka nandoatra ny fifonako teo anatrehan'i Jehovah Andriamanitro ho an'ny tendrombohitra masin'Andriamanitro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny sy nivavaka ary niaiky ny fahotako mbamin’ny fahotan’ny Israely fireneko aho ka nandoatra ny fifonako teo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitro ho an’ny tendrombohitra masin’Andriamanitro;
malagasy