Daniel 9:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, raha mbola niteny tamin’ny alalan’ny vavaka nataoko aho dia indro ilay lehilahy Gabriela izay hitako tamin’ny fahitana voalohany, nanidintsidina haingana ka nanatona ahy tokony ho tamin’ny fotoanan’ny fanatitra hariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mbola niteny sady nivavaka toy izany aho, dia indro i Gabriela, ilay anjely hitako tamin’ny fahitana anikeheo, fa nanidina haingana nanatona ahy tamin’ny fotoanan’ny fanatitra hariva.
Malagasy Bible 1865
eny, raha mbola niteny nivavaka aho, dia, indro, ilay lehilahy Gabriela izay hitako tamin'ny fahitana voalohany, dia nampanidinina faingana ka nanatona ahy tokony ho tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, raha mbola niteny tamin’ny alalan’ny vavaka nataoko aho dia indro ilay lehilahy Gabriela izay hitako tamin’ny fahitana voalohany, nanidintsidina haingana ka nanatona ahy tokony ho tamin’ny fotoanan’ny fanatitra hariva.
malagasy