Daniel 9:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahalala ahy sy niresaka tamiko izy hoe: Ry Daniela ô, avy hampahazava ny sainao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampianatra ahy izy ka niresaka tamiko nanao hoe: ‹Ry Daniela, tonga aho ankehitriny mba hampahazava ny sainao.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nampahalala ahy sy niresaka tamiko ka nanao hoe: Ry Daniela ô, avy hampahazava saina anao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahalala ahy sy niresaka tamiko izy hoe: Ry Daniela ô, avy hampahazava ny sainao aho.
malagasy
Ary izy nampahalala ahy sy niresaka tamiko ka nanao hoe: Ry Daniela ô, avy hampahazava saina anao aho.