Daniel 9:23 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny niantombohan’ny vavakao dia nisy teny nivoaka ka tonga hanambara aminao aho, satria malala indrindra ianao; koa diniho ny teny, ary aoka ho fantatrao ny fahitana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha vao nanomboka ny vavakao, dia nisy hafatra navoakan’Andriamanitra ka tonga aho hampita azy aminao, satria fatra-pitia anao Andriamanitra. Koa diniho izany hafatra izany ary fantaro ny hevitr’ilay fahitana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny niantombohan'ny fivavakao dia nisy teny nivoaka, ka dia tonga hanambara aminao aho, satria malala indrindra ianao; koa diniho ny teny, ary aoka ho fantatrao ny fahitana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny niantombohan’ny vavakao dia nisy teny nivoaka ka tonga hanambara aminao aho, satria malala indrindra ianao; koa diniho ny teny, ary aoka ho fantatrao ny fahitana.
malagasy