Daniel 9:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanao fanekena mafy orina amin’ny maro mandritra ny herinandro izy ary hampitsahatra ny fanatitra alatsa-dra sy ny fanatitra hafa mandritra ny antsasaky ny herinandro; eo ambonin’ny elatry ny fahavetavetana no hiavian’ny mpandrava, mandra-pahatanteraka ny fandravana voatendry, izay hamely ny mpandrava ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’ny fito taona farany dia hampihatra fanerena henjana amin’ny olona maro izy, ka afaka telo taona sy tapany monja dia hampitsahatra ny sorona sy ny fanatitra. Fanompoan-tsampy maharikoriko no hanesika izany mpandrava izany mandra-pigadon’ny famongorana izay voatendry hiantonta aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hanorina fanekena ho herinandro amin'ny maro izy ary hampitsahatra ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hafa hatramin'ny antsasaky ny herinandro, ary amin'ny elatry ny fahavetavetana no nihavian'ny mpandrava, hatramin'ny fahafonganana voatendry, izay haidina amin'ny mpandrava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanao fanekena mafy orina amin’ny maro mandritra ny herinandro izy ary hampitsahatra ny fanatitra alatsa-dra sy ny fanatitra hafa mandritra ny antsasaky ny herinandro; eo ambonin’ny elatry ny fahavetavetana no hiavian’ny mpandrava, mandra-pahatanteraka ny fandravana voatendry, izay hamely ny mpandrava ihany.
malagasy
Ary hanorina fanekena ho herinandro amin'ny maro izy ary hampitsahatra ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hafa hatramin'ny antsasaky ny herinandro, ary amin'ny elatry ny fahavetavetana no nihavian'ny mpandrava, hatramin'ny fahafonganana voatendry, izay haidina amin'ny mpandrava. [Na: eo an-tampon'][Na: ny efa lao]