Daniel 9:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitodika tamin’Andriamanitra Tompo aho mba hitady izay hivavahana sy hifonana amin’ny fifadian-kanina sy ny lamba fisaonana ary ny lavenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitodika tamin’ny Tompo Andriamanitra aho mba hanao vavaka fitarainana sy fifonana ombàn’ny fifadian-kanina sy ny fitafiana lamba fisaonana ary ny fihosoran-davenona.
Malagasy Bible 1865
Ary nampanatrehiko an'Andriamanitra Tompo ny tavako hitady izay hivavahana sy hifonana amin'ny fifadian-kanina ny lamba fisaonana ary ny lavenona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitodika tamin’Andriamanitra Tompo aho mba hitady izay hivavahana sy hifonana amin’ny fifadian-kanina sy ny lamba fisaonana ary ny lavenona.
malagasy
Ary nampanatrehiko an'Andriamanitra Tompo ny tavako hitady izay hivavahana sy hifonana amin'ny fifadian-kanina ny lamba fisaonana ary ny lavenona.[Heb. lamba malailay]