Daniel 9:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nivavaka tamin’NY TOMPO Andriamanitro aho ka nitsotra hoe: Indrisy, Tompo ô! Andriamanitra lehibe sy mahatahotra, mitandrina ny fanekena sy ny famindrampo ho amin’izay tia Anao sy mitandrina ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nivavaka tamin’ny Tompo Andriamanitro aho sady niaiky heloka hoe: «Indrisy, Tompo ô, Andriamanitra lehibe sy mahatahotra Ianao ka mitandrina ny fanekempihavanana sy ny fitiavana amin’izay tia Anao sy mankato ny didinao.
Malagasy Bible 1865
Ary nivavaka tamin'i Jehovah Andriamanitro aho ka nitsotra hoe: Indrisy! Tompo ô, Andriamanitra lehibe sy mahatahotra, mitandrina ny fanekena sy ny famindram-po ho amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nivavaka tamin’NY TOMPO Andriamanitro aho ka nitsotra hoe: Indrisy, Tompo ô! Andriamanitra lehibe sy mahatahotra, mitandrina ny fanekena sy ny famindrampo ho amin’izay tia Anao sy mitandrina ny didinao.
malagasy