Daniel 9:5 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nanota izahay sady nanao izay meloka sy izay ratsy ary nikomy. Eny, efa niala tamin’ny didinao sy ny fitsipikao izahay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanota izahay ka diso, nanao ratsy sy nikomy ary niala tamin’ny didy sy ny fitsipikao;
Malagasy Bible 1865
efa nanota izahay sady nanao meloka ary nanao ratsy sy niodina, eny, efa niala tamin'ny didinao sy ny fitsipikao izahay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nanota izahay sady nanao izay meloka sy izay ratsy ary nikomy. Eny, efa niala tamin’ny didinao sy ny fitsipikao izahay,
malagasy