Daniel 9:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao izay niteny tamin’ny anaranao tamin’ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay ary ny razanay sy ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy nohenoinay ireo mpaminany mpanomponao, izay niteny tamin’ny anaranao tamin’ny mpanjakanay sy ny mpifehy anay sy ny razanay ary ny vahoaka rehetra.
Malagasy Bible 1865
ary tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao, izay niteny tamin'ny anaranao tamin'ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay sy ny razanay ary ny vahoaka rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao izay niteny tamin’ny anaranao tamin’ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay ary ny razanay sy ny vahoaka rehetra.
malagasy