Daniel 9:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anao ny fahamarinana, Tompo ô, fa anay kosa ny fangaihaizana, tahaka ny amin’izao anio izao, dia an’ny Joda sy ny mponina any Jerosalema ary ny Israely rehetra, na ny akaiky na ny lavitra, dia any amin’ny tany rehetra izay nandroahanao azy noho ny fahadisoana izay nataony Taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anao ny fahamarinana, Tompo ô, ary anay kosa ny fahamenarana tahaka ny amin’izao anio izao, dia anay olon’i Joda sy mponin’i Jerosalema ary an’ireo Israelita hafa rehetra na ny lavitra na ny akaiky, any amin’ny tany rehetra izay efa nandroahanao azy noho ny fahadisoana vitany taminao.
Malagasy Bible 1865
Anao ny fahamarinana, Tompo ô, fa anay kosa ny fangaihaizana, tahaka ny amin'izao anio izao, dia an'ny Joda sy ny mponina any Jerosalema ary ny Isiraely rehetra, na ny akaiky na ny lavitra, dia any amin'ny tany rehetra izay efa nandroahanao azy noho ny fahadisoany izay nandisoany taminao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anao ny fahamarinana, Tompo ô, fa anay kosa ny fangaihaizana, tahaka ny amin’izao anio izao, dia an’ny Joda sy ny mponina any Jerosalema ary ny Israely rehetra, na ny akaiky na ny lavitra, dia any amin’ny tany rehetra izay nandroahanao azy noho ny fahadisoana izay nataony Taminao.
malagasy