Daniel 9:8 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, anay ny fangaihaizana, TOMPO ô, dia an’ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, Tompo ô, anay ny fahamenarana, dia an’ny mpanjakanay sy ny mpifehy anay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.
Malagasy Bible 1865
eny, anay ny fangaihaizana, Tompo ô, dia an'ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, anay ny fangaihaizana, TOMPO ô, dia an’ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.
malagasy
eny, anay ny fangaihaizana, Tompo ô, dia an'ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.