Deuteronomy 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitrareo, efa nahamaro anareo ary indro, efa betsaka toy ny kintana eny amin’ny lanitra izao ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nampitombo anareo i Iaveh Andriamanitrareo, ka indro ankehitriny efa maro toy ny kintana eny an-danitra ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nahamaro anareo ny TOMPO Andriamanitrareo, ka indro ankehitriny efa maro toy ny kintana eny amin’ny habakabaka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitrareo efa nahamaro anareo, ary, indro, efa maro toy ny kintana eny amin'ny lanitra ianareo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO Andriamanitrareo, efa nahamaro anareo ary indro, efa betsaka toy ny kintana eny amin’ny lanitra izao ianareo.
malagasy
Jehovah Andriamanitrareo efa nahamaro anareo, ary, indro, efa maro toy ny kintana eny amin'ny lanitra ianareo izao.