Deuteronomy 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO, Andriamanitry ny razanareo, anie hampitombo anareo ho arivo toraka izao ary hitahy anareo, araka izay nolazainy taminareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enga anie, ka hampitomboin’i Iaveh Andriamanitry ny razanareo ho inarivo tahaka izao ianareo sy hotsofiny rano, araka ny efa nampanantenainy anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO Andriamanitry ny razambenareo anie hampitombo anareo ho arivo toraka izao ka hitahy anareo, araka izay efa nampanantenainy anareo!
Malagasy Bible 1865
(Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anie hampitombo anareo ho arivo toraka izao ka hitahy anareo, araka izay efa nolazainy taminareo!)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO, Andriamanitry ny razanareo, anie hampitombo anareo ho arivo toraka izao ary hitahy anareo, araka izay nolazainy taminareo!
malagasy
(Jehovah, Andriamanitry ny razanareo, anie hampitombo anareo ho arivo toraka izao ka hitahy anareo, araka izay efa nolazainy taminareo!)