Deuteronomy 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko ahoana no fitondra irery ny fahasahirananareo sy ny entanareo ary ny adinareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko izaho irery ahoana no fitondra ny lolohanareo sy ny entanareo ary ny adinareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hataoko ahoana no fitondra samirery ny olanareo sy ny fitakianareo ary ny adiadinareo?
Malagasy Bible 1865
Hataoko izaho irery ahoana no fitondra ny fahasahirananareo sy ny entanareo any ny adinareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko ahoana no fitondra irery ny fahasahirananareo sy ny entanareo ary ny adinareo?
malagasy
Hataoko izaho irery ahoana no fitondra ny fahasahirananareo sy ny entanareo any ny adinareo?