Deuteronomy 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifidiana izay lehilahy hendry sy mahira-tsaina ary hita toetra amin’ny fokonareo, fa hataoko ho lehibenareo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka mifidiana olon-kendry sy manan-tsaina, ary hita toetra eo amin’ny fokonareo, dia hataoko lehibenareo izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tolory lehilahy hendry sy manan-tsaina ary hita toetra eo amin’ny fokonareo aho, dia hataoko ho lehibenareo izy.»
Malagasy Bible 1865
Mifidiana izay lehilahy hendry sy manan-tsaina ary hita toetra amin'ny firenenareo, ka hataoko ho lehibenareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifidiana izay lehilahy hendry sy mahira-tsaina ary hita toetra amin’ny fokonareo, fa hataoko ho lehibenareo izy.
malagasy
Mifidiana izay lehilahy hendry sy manan-tsaina ary hita toetra amin'ny firenenareo, ka hataoko ho lehibenareo izy.