Deuteronomy 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ahy ianareo hoe: Tsara ny teny izay nolazainao ka tokony hankatoavina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ahy ianareo, ka nanao hoe: Tsara izany zavatra aposakao hatao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary namaly ahy ianareo ka nanao hoe: «Tsara izany soso-kevitra arosonao hotanterahina izany.»
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ahy ianareo ka nanao hoe: Tsara ny teny izay nolazainao ka tokony hankatoavina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ahy ianareo hoe: Tsara ny teny izay nolazainao ka tokony hankatoavina.
malagasy
Dia namaly ahy ianareo ka nanao hoe: Tsara ny teny izay nolazainao ka tokony hankatoavina.