Deuteronomy 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mizaha tavan’olona amin’ny fitsarana fa henoy toy ny lehibe ny kely; aza matahotra olona akory, fa an’Andriamanitra ny fitsarana; ary raha misy raharaha sarotra loatra aminareo dia ento etỳ amiko mba hohenoiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mizaha tavan’olona amin’ny fitsarànareo; henoy toy ny lehibe ny kely; aza matahotra olona na iza na iza, fa an’Andriamanitra ny fitsarana; ary izay zavatra sarotra loatra aminareo, ento aty anatrehako ho henoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mizaha tavan’olona amin’ny fitsarana, fa henoy na ny kely na ny lehibe; aza matahotra olona akory, fa an’Andriamanitra ny fitsarana.»
Malagasy Bible 1865
Aza mizaha tavan'olona amin'ny fitsarana, fa henoy ny kely toy ny lehibe; aza matahotra olona akory, fa an'Andriamanitra ny fitsarana; ary izay sarotra loatra aminareo dia ento etỳ amiko ka hohenoiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mizaha tavan’olona amin’ny fitsarana fa henoy toy ny lehibe ny kely; aza matahotra olona akory, fa an’Andriamanitra ny fitsarana; ary raha misy raharaha sarotra loatra aminareo dia ento etỳ amiko mba hohenoiko.
malagasy