Deuteronomy 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy anareo tamin’izany andro izany aho ny amin’ny zavatra rehetra izay hataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nandidiako anareo tamin’izay zavatra rehetra tokony hataonareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tamin’izay aho no efa namoaka didy ho anareo ny amin’ny zavatra rehetra tokony hataonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy anareo tamin'izany andro izany aho ny amin'ny zavatra rehetra izay hataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy anareo tamin’izany andro izany aho ny amin’ny zavatra rehetra izay hataonareo.
malagasy
Dia nandidy anareo tamin'izany andro izany aho ny amin'ny zavatra rehetra izay hataonareo.