Deuteronomy 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lalana iraika amby folo andro miala avy ao Horeba i Kadesy-Barnea, raha ny lalana mahazo ny tendrombohitra Seìra no aleha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalana iraika ambin’ny folo andro i Kadesa-Barne, raha avy eo Horeba ka mihazo ny lalana amin’ny tendrombohitra Seira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Lalana 11 andro i Kadesy-Barnea raha miala ny tendrombohitra Hôreba ka mihazo ny lalana mankany amin’ny tendrombohitra Sehîra).
Malagasy Bible 1865
(lalana Iraika ambin'ny folo andro Kadesi-barnea raha ao Horeba, raha ny lalana mahazo ny tendrombohitra Seira no aleha.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lalana iraika amby folo andro miala avy ao Horeba i Kadesy-Barnea, raha ny lalana mahazo ny tendrombohitra Seìra no aleha.
malagasy
(lalana Iraika ambin'ny folo andro Kadesi-barnea raha ao Horeba, raha ny lalana mahazo ny tendrombohitra Seira no aleha.)