Deuteronomy 1:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho taminareo: Efa tonga eto amin’ny tany be havoana an’ny Amorita ianareo, tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitsika ho antsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho taminareo: Tonga amin’ny tendrombohitry ny Amôreana izay omen’i Iaveh Andriamanitsika ho antsika ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy aho taminareo; «Efa tonga eto amin’ny faritra havoana onenan’ny Amôrita ianareo, faritra izay omen’ny TOMPO Andriamanitsika ho antsika.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho taminareo: Hianareo efa tonga eto amin'ny tany havoan'ny Amonita, izay omen'i Jehovah Andriamanitsika ho antsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho taminareo: Efa tonga eto amin’ny tany be havoana an’ny Amorita ianareo, tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitsika ho antsika;
malagasy
Dia hoy izaho taminareo: Hianareo efa tonga eto amin'ny tany havoan'ny Amonita, izay omen'i Jehovah Andriamanitsika ho antsika;