Deuteronomy 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona ahy ianareo rehetra ka niteny hoe: Aoka isika haniraka olona hialoha lalana antsika mba hisafo ny tany ka hitondra teny amintsika momba ny lalana izay halehantsika sy ny tanàna izay hiakarantsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Dia nanatona ahy ianareo rehetra, ka nanao hoe: Aoka isika haniraka olona hialoha antsika hisafo ny tany, dia hilaza amintsika ny toetry ny lalana hiakarantsika sy izay toetry ny tanàna hahatongavantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nohatoninareo rehetra aho ka nilazanareo hoe: «Aoka isika haniraka olona hialoha antsika mba hisafo ny tany; dia hanao tatitra ho antsika ireo ka hilaza ny lalana tokony hiakarantsika sy ny tanàna izay hivantanantsika.»
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona ahy ianareo rehetra ka nanao hoe: Aoka haniraka olona hialoha isika, mba hisafo ny tany ho antsika izy ka hitondra teny amintsika hilaza ny lalana izay halehantsika sy ny tanàna izay hiakarantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona ahy ianareo rehetra ka niteny hoe: Aoka isika haniraka olona hialoha lalana antsika mba hisafo ny tany ka hitondra teny amintsika momba ny lalana izay halehantsika sy ny tanàna izay hiakarantsika.
malagasy