Deuteronomy 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria sitrako izany teny izany dia nifidy roa amby folo lahy teo aminareo aho, iray avy isam-poko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako fa mety izany, ka dia naka roa ambin’ny folo lahy taminareo aho, iray avy isam-poko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sitrako izany teny izany, ka dia nifidy 12 lahy teo aminareo aho, iray avy isam-poko.
Malagasy Bible 1865
Ary sitrako ny teny ka dia nifidy roa ambin'ny folo lahy teo aminareo aho, may avy isam-pirenena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria sitrako izany teny izany dia nifidy roa amby folo lahy teo aminareo aho, iray avy isam-poko.
malagasy
Ary sitrako ny teny ka dia nifidy roa ambin'ny folo lahy teo aminareo aho, may avy isam-pirenena;