Deuteronomy 1:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ireo ka niakatra tany an-tendrombohitra, dia tonga tao amin’ny lohasaha Eskola ary nisafo ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa ireo namaky ny tendrombohitra ka tonga tany an-dohasahan’i Eskôla sy nisafo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga ireo ka niakatra ny faritra havoana, dia tonga tao amin’ny hadilalana Eskôla ary nisafo azy.
Malagasy Bible 1865
ary niainga ireo ka niakatra tany amin'ny tany havoana, dia tonga tao amin'ny lohasaha Eskola ka nisafo ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ireo ka niakatra tany an-tendrombohitra, dia tonga tao amin’ny lohasaha Eskola ary nisafo ny tany.
malagasy
ary niainga ireo ka niakatra tany amin'ny tany havoana, dia tonga tao amin'ny lohasaha Eskola ka nisafo ny tany;