Deuteronomy 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nakany ny vokatry ny tany ka nitondrany ho antsika, dia nilaza tamintsika izy ireo hoe: Tsara ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitsika ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony teny an-tananay ny vokatry ny tany nentiny nankany amintsika ary nanao filazana momba izany tamintsika izy; dia hoy izy: Tsara ny tany izay omen’i Iaveh Andriamanitsika ho antsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangalany ny vokatry ny tany ka nentiny nidina tamintsika; ary izao no tatitra nataony ho antsika: «Soa ny tany omen’ny TOMPO Andriamanitsika ho antsika.»
Malagasy Bible 1865
dia nangalany ny vokatry ny tany ka nentiny nidina tamintsika, dia nilaza tamintsika hoe izy: Tsara ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitsika ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nakany ny vokatry ny tany ka nitondrany ho antsika, dia nilaza tamintsika izy ireo hoe: Tsara ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitsika ho antsika.
malagasy
dia nangalany ny vokatry ny tany ka nentiny nidina tamintsika, dia nilaza tamintsika hoe izy: Tsara ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitsika ho antsika.