Deuteronomy 1:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy nety niakatra ianareo fa nandà ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety niakatra anefa ianareo, fa nandà ny tenin’i Iaveh Andriamanitrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nety niakatra ianareo, fa nandà ny tenin’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy nety niakatra ianareo, fa nandà ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy nety niakatra ianareo fa nandà ny tenin’NY TOMPO Andriamanitrareo.
malagasy
Kanefa tsy nety niakatra ianareo, fa nandà ny tenin'i Jehovah Andriamanitrareo.