Deuteronomy 1:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho taminareo: Aza mangorohoro ary aza matahotra azy ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy aho taminareo: Aza mivadi-po na matahotra an’ireo akory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy aho taminareo: «Aza manahy, ary aza matahotra azy!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho taminareo: Aza manahy, any aza matahotra azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho taminareo: Aza mangorohoro ary aza matahotra azy ireo;
malagasy
Dia hoy izaho taminareo: Aza manahy, any aza matahotra azy;