Deuteronomy 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahiraika amby folo tamin’ny taona fahefapolo dia niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy, araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO azy holazainy aminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahefapolo, volana faharaika ambin’ny folo, andro voalohan’ny volana, dia niteny tamin’ny zanak’i Israely i Môizy, araka izay rehetra nodidian’i Iaveh holazainy amin’izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahefapolo nialana an’i Ejipta, nony andro voalohan’ny volana faha-11, dia niteny tamin’ny Israelita i Mosesy, araka izay rehetra nodidian’ny TOMPO holazainy aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahiraika ambin'ny folo tamin'ny taona fahefa-polo dia niteny tamin'ny Zanak'Isiraely Mosesy, araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah azy holazainy aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahiraika amby folo tamin’ny taona fahefapolo dia niteny tamin’ny Zanak’Israely i Mosesy, araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO azy holazainy aminy,
malagasy