Deuteronomy 1:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO Andriamanitrareo izay mandeha eo anoloanareo, Izy no hiady ho anareo, tahaka izay rehetra nataony ho anareo tany Ejipta teo imasonareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa i Iaveh Andriamanitrareo izay mandeha eo alohanareo, dia Izy no hiady ho anareo, araka izay rehetra efa nataony ho anareo tany Ejipta teo imasonareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO Andriamanitrareo, Ilay mandeha eo alohanareo, no hiady ho anareo, araka izay rehetra nataony ho anareo teo imasonareo tany Ejipta
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitrareo, Izay mandeha eo anoloanareo, Izy no hiady ho anareo, araka izay rehetra nataony ho anareo tany Egypta teo imasonareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO Andriamanitrareo izay mandeha eo anoloanareo, Izy no hiady ho anareo, tahaka izay rehetra nataony ho anareo tany Ejipta teo imasonareo,
malagasy
Jehovah Andriamanitrareo, Izay mandeha eo anoloanareo, Izy no hiady ho anareo, araka izay rehetra nataony ho anareo tany Egypta teo imasonareo,