Deuteronomy 1:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa, na dia nolazaiko aza izany teny izany, mbola tsy ninoanareo ihany NY TOMPO Andriamanitrareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na dia izany aza anefa ianareo tsy mbola nitoky an’i Iaveh Andriamanitrareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary, tamin’izany toe-javatra izany, dia tsy ninoanareo ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa, na dia nataoko aza izany teny izany, mbola tsy ninoanareo ihany Jehovah Andriamanitrareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa, na dia nolazaiko aza izany teny izany, mbola tsy ninoanareo ihany NY TOMPO Andriamanitrareo
malagasy
Kanefa, na dia nataoko aza izany teny izany, mbola tsy ninoanareo ihany Jehovah Andriamanitrareo,